<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>Mihoby ny fanahiko FFPM543</title>
<lyrics>[V1]
 Mihoby ny fanahiko,
 Fa voavonjy izao ;
 Ny ratran'ny Mpamonjiko
 No misy aim-baovao.
 Ny ran'i Jesosy
 No tena avotro ;
 Ka sambatra aho
 Sy tretrika am-po.

[V2]
 Ny ratran'ny Mpamonjinao,
 Ry foko, mba jereo,
 Fa hanasitrana anao,
 Ka ho fiainanao,
 Ny ran'i Jesosy, ..sns.

[V3]
 Mba mibitaha re, ry fo,
 Ny gadra tapaka :
 Ny hajambana izay nanjo,
 Izao dia afaka,
 Ny ran'i Jesosy, ..sns.</lyrics>
<hymn_number>543</hymn_number>
</song>